Vola tsara tantana, hoavy milamina

“Taom-baovao Malagasy 2025”

Share on facebook
Share on twitter
Share on linkedin

SMMEC dia marihana hatrany fa orinasa 100% Malagasy. Ary naseho tokoa izany tamin’ny alalan’ny fankalazàna ny taom-baovao Malagasy.
Nanome voninahitra ny maha Malagasy tokoa ny SMMEC sy ireo mpisa tao aminy. Ary nifanome Hasina, Haja ary Voninahitra tamin’ny fifampizaràna ny koba sy ronono.

“Ny manankasina : masim-bava miteny, masin-tana-mandray.